|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miforona
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
9 Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be created, to be formed; to be founded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser [1.8]
Ohatra  12  Tsy misy very, tsy misy miforona. [2.5]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miforona

Teny iditra (2/2) 14  miforòna
Fototeny  15 forona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  17 foromany, 18 mifanoro, miforòna, miforona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19