|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifosa
Fototeny  2 fosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaratsy, manazimba, manamavo
9 Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to backbite, to defame, to scandalize. [1.2]
11 to slander, to backbite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 calomnier, médire [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  mifosà
Fototeny  14 fosa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 fimaso, 17 mafiso, mifosa, mifosà, 18 misafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18