|
|
|
|

Teny iditra 1  mifototra
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
9 Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be rooted; to be based on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être enraciné; être basé sur [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifototra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mifototra, 14 mitofotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21