Teny iditra | 1 migadra |
Fototeny | 2 gadra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to be in irons, fettered, bound by fetters. [1.2] 5 to be in chains, to be in prison [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Etre aux fers ou être attaché [1.3] 7 être aux fers, être attaché; être en prison [1.8] |
Ohatra |
8 Nandritra ny naha-tao azy notifirina ny mpiara-migadra aminy anankiray. [2.472] 9 ary ny varin' olona dia averina, ka raha tsy mahaverina dia migadra 2 taona. [1.123#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny migadra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |