|
|
|
|

Teny iditra 1  gadra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Bezanozano] rojo vy [1.78]
20 Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a chain, fetters, manacles
22 in the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] [1.2]
23 a chain, a fetter; cf. fatotra [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes [1.3]
25 chaîne, entraves; cf. fatotra [1.8]
Ohatra  26  Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra [2.649#]
27  ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. [2.69#]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe gadra
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21