Teny iditra |
migalabina
(galabina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy mpanelingelina, miadana tsara, milamina tanteraka: Migalabina ery aho eto ambony sezalava mamaky tantara-na mpitsongo dia [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To act according to one's own sweet will; to take one's ease and enjoy the good things of this life. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etre libre, sans frein, suivre ses caprices, être libertin, dissolu [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
migalabina |
Ny lasa : |
nigalabina |
Ny hoavy : |
higalabina |
Filaza mandidy : |
migalabìna |
|
|
Teny iditra |
migalabìna
(galabina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migalabina
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
|