Teny iditra | migana (gana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | (varavarana) Maneno mafy rehefa arindrina, voadaroka mafy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To knock one's self against something so as to make it give forth a loud noise. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire du bruit, retentir, être battu [1.3] | ||||||
Voambolana | Feo | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | Imanga, mainga, mangia, migana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |