|
|
|
|

Teny iditra 1  migedrogedro
Fototeny  2 gedrogedro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitaraindraina sady mingonongonona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 having a harsh voice. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Se plaindre, se fâcher en marmottant [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20