| Teny iditra | 1 gedrogedro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fimenomenonana miaraka amin' ny taraindraina sy ny endrika mifararemotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a harsh noise, a rough sound, a bass voice; jargon. See gadragadra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Plainte, murmure
[1.3] |
| Voambolana | 17 Feo |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe gedrogedro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|