|
|
|
|

Teny iditra 1  migina
Fototeny  2 gina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
8 Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza
9 (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be deafened by too loud a sound. [1.2]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe migina

Fivaditsoratra  12 miangy, migina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20