|
|
|
|

Teny iditra 1  migoka
Fototeny  2 goka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to guzzle, to drink in abundance. [1.2]
10 to drink greedily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 boire en abondance à longs traits [1.8]
Ohatra  12  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471#14]
13  Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472#15]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20