Teny iditra migona (gona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midona, mipoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as migana. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migona
Ny lasa : nigona
Ny hoavy : higona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20