Teny iditra mihadrahadra (hadrahadra (hadra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mieboebo amin' ny fitenenana, midaondaom-bava
Mijefijefy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be ferocious, to rise and shake the head in a fierce manner. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihadrahadra
Ny lasa : nihadrahadra
Ny hoavy : hihadrahadra
Filaza mandidy : mihadrahadrà

Teny iditra mihadrahadrà (hadrahadra (hadra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihadrahadra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20