|
|
|
|

Teny iditra 1  mihady
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany
9 Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay
10 Manongotra: Mihady vomanga
11 Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [1.2]
13 to dig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 creuser, fouiller [1.8]
Ohatra  15  Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [2.472#94]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mihady
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mahidy, mihady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21