|
|
|
|

Teny iditra 1  hady
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
20 a pit, a hole, a ditch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 fossé; action de creuser [1.8, 1.5#131]
Ohatra  22  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
23  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
24  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 28 misy ny teny hoe hady
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  27  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  28 dahy, 29 diha, hady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21