|
|
|
|

Teny iditra 1  mihafaingana
Fototeny  2 faingana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mihadodona, mihamalady [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 accéléré [1.13]
Ohatra  9  Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany. [1.384#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20