| Teny iditra | 1 mihahy |
| Fototeny | 2 hahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mipetraka amin' ny toerana misy hainandro mba ho maina: Jereo fa sao dia erý amin' ny lamba mihahy erý ny akanjon' ity zaza ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be drying by exposure to the sun or air.
[1.2] 10 to be out in the sun to dry [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 être exposé au soleil pour sécher
[1.8] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|