|
|
|
|

Teny iditra 1  mihaino
Fototeny  2 haino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy
9 Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2]
11 to listen to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3]
13 écouter [1.8]
Ohatra  14  Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo. [2.324]
15  Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470#54]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mihaino
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 amihino, 19 ihamino, mihaino

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21