Teny iditra | 1 mihaja (haja) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io 4 Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io 5 Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 kept carefully, esteemed, valued; respected. [1.2] 7 to be respectable, to be held in esteem; respectable [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 être respecté, honorable [1.8] |
Ohatra |
9 Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4] 10 Trano tsara tarehy sy mihaja no nivantanan-dry zareo. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |