Teny iditra | 1 mihakaiky |
Fototeny | 2 akaiky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tonga akaiky kokoa: Efa mihakaiky ny fetim-pirenena |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 8 mihakeky |
Fivaditsoratra | 9 kiakiahim, mihakaiky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |