|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihalangalana
Fototeny  2 halangalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to separate one's self, to sever. [1.2]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihalangalana

Teny iditra (2/2) 11  mihalangalàna
Fototeny  12 halangalana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihalangalana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihalangalana, mihalangalàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13