|
|
|
|

Teny iditra 1  mihalevona
Fototeny  2 levona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 s'amenuiser, se consumer [1.66]
Ohatra  8  Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona [2.996]
9  Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66#27]
10  Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38#376]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20