|
|
|
|

Teny iditra1  mihalo-poza
Singan-teny  2  mihalotra, foza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny fomba fakana ny foza dia halorina na haronina any anaty lavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to take crabs from their holes. [1.2]
Tsipelina hafa  6  mihalotra
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mihalo-poza io

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22