|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  foza
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4  Famoriporetana, familavilana [1.1]
Tovy hevitra  5  fozafoza
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)7  foza
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  10  circoncision [1.13]

Teny iditra (3/4)11  foza
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  14  Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  a small fresh-water crab. [1.2]
16  a crab [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  crabe [1.8]
Ohatra  18  Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356]
19  Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina? [2.576]
20  Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny foza io

Teny iditra (4/4)30  foza
Sokajin-teny  31  anarana
Voambolana  32  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  33  Karazan' adabo fihinam-boa [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  34  (vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer). Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae). Graines comestibles fournissant une bonne fécule. Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots. La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants. C'est peut-être l'origine du nom. Ils dégagent alors une forte odeur d'éther. [Tankarana] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22