|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamaina
Fototeny  2 maina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nahazo hafanana aho ary nihamaina ny akanjoko [2.4#120]
8  nihamaina ny herin' ny aiko tamin' ny hainandro lohataona [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20