| Teny iditra | 1 mihamalemy |
| Fototeny | 2 malemy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'affaiblir
[1.66] |
| Ohatra |
8 nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka.
[2.270#78]
9 Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany [2.472#180] 10 Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy [1.38#655] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|