| Teny iditra (1/2) | 1 malemy |
| Fototeny | 2 lemy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
9 Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity 10 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy 11 Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io 12 Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 soft; weak
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 mou
[1.8, 1.13] 15 faible [1.8] |
| Ohatra |
16 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
[2.472#21]
|
| Mpanahaka | 17 boda, 18 bodaka, 19 boretaka, 20 garera, 21 kely aina, 22 kely ambaitra, 23 konetaka, 24 lotaka, 25 malemilemy, 26 malezolezo, 27 mangozohozo, 28 marafoka, 29 marary ovana, 30 marazoka, 31 marezoka, 32 mavozo, 33 mavozovozo, 34 mihonankonana, 35 modaka, 36 mondaka, 37 motraka, 38 nondaka, 39 somararetra, 40 tsy mahazo nofo, 41 tsy matanjaka, 42 tsingozahoza, 43 vavivavy |
| Fikambanana | 44 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny hoe malemy |
| Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 46 malemy |
| Fototeny | 47 lemy |
| Sokajin-teny | 48 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
49 voan'ny paralisia
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
50 paralytique
[1.13] |
| Voambolana | 51 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | malemy, 52 mamely, 53 milame |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|