Teny iditra mihamarivo (rivo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Devenir peu profond [1.68]
Ohatra 
1Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray. [2.576]
2fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05