|
|
|
|

Teny iditra1  mihamarivo (rivo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  Devenir peu profond [Vezo] [1.68]
Ohatra  4  Fa i Sahabe toa mihamarivo indraindray. [2.576]
5  fa ny ao atsimo dia misy tanjona mitranga avy ao atsinanana ka mahaety ny farihy, ary ny rano ao amin' io andilan-drano io dia mihamarivo, hatramin' ny 110 m. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05