|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamatevina
Fototeny  2 matevina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihalehibe ny indrakeliny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 devenir plus serré, plus épais ; augmenter [1.3]
Ohatra  9  mihamatevina ny hoditry ny lamosina na ny kibo, misy mason-koditra lehibe toy ny hodim-boasary. [2.424#]
Tovy hevitra  10 mihatevina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22