|
|
|
|

Teny iditra 1  matevina
Fototeny  2 tevina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
9 Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
10 Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
11 Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1]
12 tsipika na soratra matavitavy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 épais; gras [1.13]
14 fourré [1.196]
Ohatra  15  Tao aoriana ny poketrany, ary natevina [2.4#57]
16  Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27]
17  zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472#173]
18  Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470#97]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe matevina
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21