|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamitombo
Fototeny  2 mitombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  mihamitombo ny fafio-drivotra. [2.471#15]
8  Ny olona amin' izay mihamitombo isa ihany. [2.4#128]
9  mihamitombo hatrany koa ny mponina an-tanàn-dehibe. [2.445#22]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20