|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihamina (hamina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana 4  (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  mihaminkamina

Teny iditra (2/2)10  mihamìna (hamina)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihamina
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Tovy hevitra  14  mihaminkamìna
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna, mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20