|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihaminkamina
Fototeny  2  haminkamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect.
Ohatra  6  Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  mihamina

Teny iditra (2/2)12  mihaminkamìna
Fototeny  13  haminkamina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaminkamina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Tovy hevitra  17  mihamìna

Fivaditsoratra  18  mihaminkamìna, mihaminkamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08