|
|
|
|

Teny iditra 1  mihanjaka
Fototeny  2 hanjaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
8 Jereo mitanjaka [1.1]
Ohatra  9  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472#103]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20