|
|
|
|

Teny iditra 1  mitanjaka
Fototeny  2 tanjaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be naked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être nu; nu [1.8]
Mpanahaka  11  miboridana, 12  midizidizy, 13  mihanja-belona, 14  mihanjahanja, 15  Mihanjaka, 16  mihazihazy, 17  misongadina, 18  mitazotazo, 19  mitotojanjina, 20  mitotozanjina, 21  mivongady
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 kijamanta, mitanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22