|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miharana
Fototeny  2 harana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [miharaña] [Antambahoaka] mitady [1.78]
9 [Bezanozano] mitady [1.78]
10 [miharaña] [Tanala] mikatsaka, mitady, mikaroka [1.78]
11 Mitady: Miharana ady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] to seek, to search [1.2]

Teny iditra (2/2) 13  miharàna
Fototeny  14 harana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 hamarina, 17 maharina, 18 manahira, 19 maniraha, miharana, miharàna, 20 mirahana, 21 Ramanahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24