|
|
|
|

Teny iditra 1  mihary
Fototeny  2 hary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manangona vola na fananana: Aza mitsimpona ny latsaka fa zatovo mbola hihary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to get wealth, to accumulate property. [1.2]
10 to accumulate possessions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 amasser des biens, faire des économies: [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mihary
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mihary, 14 mihirà, mihira

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19