Teny iditra mihasahy (sahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Nahatsiaro ho nihasahy tokoa aho. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihasahy, mihasahin', mihasahin-, mihasahim-
Ny lasa : nihasahy, nihasahin', nihasahin-, nihasahim-
Ny hoavy : hihasahy, hihasahin', hihasahin-, hihasahim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31