|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  sahy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
10 Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
11 Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
12 Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 bold, daring
14 impudent [1.2, 1.7]
15 courageous [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 courageux, audacieux [1.8]
Ohatra  17  Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [2.472#28]
18  Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [2.48]
Tovy hevitra  19 sahisahy
Mpanahaka  20  atody, 21  basy, 22  bibin, 23  kimosamosa, 24  lolo, 25  manaboha, 26  manaika, 27  manao, 28  manao, 29  manehatra, 30  mankaha, 31  mavany, 32  minia, 33  miseha, 34  misehaseha, 35  misenasena, 36  misotro, 37  misotro, 38  mitsambiki, 39  mitsena, 40  mivarotra, 41  mosalahy, 42  tsy, 43  tsy, 44  voalavo, 45  voalavo
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe sahy
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6) 48  sahy
Sokajin-teny  49  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  58 Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  59 insulte, injure [1.3]

Teny iditra (3/6) 60  sahy
Sokajin-teny  61  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  62 [Antesaka] resy [1.78]

Teny iditra (4/6) 63  sahy
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny malagasy  65 [Tanosy] fifiahara fary [1.78]
Tovy hevitra  66 sy

Teny iditra (5/6) 67  sahy
Sokajin-teny  68  anarana
Fanazavàna teny anglisy  69 the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [1.2]
Voambolana  70  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6) 71  sahy
Sokajin-teny  72  anarana
Fanazavàna teny frantsay  73 (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance. [1.196]
Voambolana  74  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  76 hasy, 77 hisa, sahy, 78 Sihà

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22