| Teny iditra (1/2) | 1 mihatra |
| Fototeny | 2 hatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
9 Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao 10 Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko 11 Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to reach to, to come to.
[1.2] 13 to happen to; to reach to [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre
[1.8] |
| Ohatra |
15 Tsy maintsy mihatra aminy izany.
[2.499#]
16 Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#] 17 Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324] 18 Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472#99] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihatra |
| Teny iditra (2/2) | 20 mihatra |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Tanosy] manasitrana
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 hatramy, mihatra, 24 mitraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|