|
|
|
|

Teny iditra 1  mihavatravatra
Fototeny  2 havatravatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihavatravatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity [1.1]
Mpanahaka  9  mihoalahoala, 10  mikofokofoka, 11  mitsipatsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22