|
|
|
|

Teny iditra 1  mikofokofoka
Fototeny  2 kofokofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
8 Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
9 Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to fidget; to be continually agitated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 frétiller, gigoter; être agité [1.8]
Mpanahaka  12  mikopokopoka, 13  mipelipelika, 14  mitsikorofoka
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22