|
|
|
|

Teny iditra 1  mihelina
Fototeny  2 helina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
9 Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [1.2]
11 to pass rapidly, to decline [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 passer rapidement; décliner [1.8]
Ohatra  13  Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470#53]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihelina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21