Teny iditra | mihenahena (henahena (hena)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona? Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mihenahenà (henahena (hena)) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenahena | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mihenahena, minehaneha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |