|
|
|
|

Teny iditra 1  mihenatra
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Menatra noho ny fanajana be loatra ananana amin' ny olona iray: Mihenatra izaitsizy ny mpampianatra ity zaza ity [1.1]

Fivaditsoratra  8 maharenty, 9 manehitra, mihenatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20