| Teny iditra | 1 mihenjihenjy |
| Fototeny | 2 henjihenjy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Courir, gambader, aller ça et là
[1.3] |
| Ohatra |
8 Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo.
[2.48#643]
9 ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [2.59#207] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|