|
|
|
|

Teny iditra 1  miherina
Fototeny  2 herina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [miheriña] [Sihanaka] miverina [1.78]
9 Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to come around again at a certain time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 revenir à une période déterminée [1.8]
Ohatra  12  Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [2.470#46]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe miherina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 miharine, miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21