|
|
|
|

Teny iditra1  mihetsi-jaza
Singan-teny  2  mihetsika, zaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny vehivavy bevohoka izay mahatsiaro maharary fa efa akaiky ny hiterahany [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny mihetsi-jaza io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26