|
|
|
|

Teny iditra 1  mihidy
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady
9 Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be locked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être fermé à clé, être fermé [1.8]
Ohatra  12  Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471#71]
13  Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472#47]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mihidy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 midihy, mihidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21